Top Search

LyricsCopy.com

Ilay hazavana

par Mage 4

lyricscopy.com
Ilay hazavana - Mage 4

Indro tonga ny andro izay
Ilazan´i Ray
Mba hisian´ny hazavana amin´izao tontolo izao
Namoronany ny masoandro izay
Mitondra hazavana
Sy handrava ireo aloka misy haizina

Ilay hazavana
Avy aminao
No entinay miaina ety
Isaorana
Ny anaranao
Dera sy laza ho anao

Izay rehetra nohariany izay
Dia tsara avokoa
Manambara fa lafatra tokoa Izy Ray
Ny fahasoavany harotsany foana
Ho antsika rehetra
Ilay fahasoavana maharitra mandrakizay

Ilay hazavana
Avy aminao
No entinay miaina ety
Isaorana
Ny anaranao
Dera sy laza ho anao

(feon-kira)

Ilay hazavana
(ilay hazavana)
Avy aminao
No entinay miaina ety
Isaorana
(Isaorana)
Ny anaranao
Dera sy laza ho anao
Recherche Artistes :

# A B C D E F G H I J K L M N O P Q R S T U V W X Y Z

Karaoké : Fichiers MP3 & Vidéos Karaoké

Karaoke Fun !