Top Search

LyricsCopy.com

Fiderana

par Mage 4

lyricscopy.com
Fiderana - Mage 4

Mihobia ny Tomponao, mifalia ho azy
Ilay Andriamanitra tompoin´ny maro
Namonjy anao Izy, nanala anao tamin´ny
tanan´ny fahavalonao
Asandrato ny feonao,ianao dia aoka,
omeo voninahitra Jehovah Ray
Nanala ny entanao tsy zakanao mavesatra (Misaora Azy)
Fa fitiavana no nanavotany (anao)
Ilay Zanaka nirahiny mba (ho anao)
Nisolo voina hanala ireo izay (otanao)
Oh,oh oh Mihainoa ry olony,miankohofa
Manaraha ny didin´nIlay Ray Tsitoha (Misaora Azy)
Dia mandehana ami´zay ary
Amin´ny lalana ianao
Avalony any esory tany ireo fiavona´ny fo
Nanala ny entanao tsy zakanao,navesatra (Misaora Azy)..
Mihobia ny Tomponao,
mifalia ho Azy Ilay ANDRIAMANITRA
Recherche Artistes :

# A B C D E F G H I J K L M N O P Q R S T U V W X Y Z

Karaoké : Fichiers MP3 & Vidéos Karaoké

Karaoke Fun !